AmbondronA - 6 - Ny fitempon'ny foko - текст песни, слова, перевод, видео

Исполнитель: AmbondronA - 6

Название песни: Ny fitempon'ny foko

Дата добавления: 24.04.2023 | 04:06:03

Просмотров: 2

0 - текст верный

0 - текст неверный

Ознакомьтесь с текстом песни AmbondronA - 6 - Ny fitempon'ny foko

irery an-dàlana aho, eny an'arabe
Я на дороге, на улице
Mihevitra sao mba ho hitako eny
Предполагая увидеть, смогу ли я увидеть да
Lay salovana efa mahazatra ahy
Обычно моя обычная салована
Ilay Nofiko ao anatin'ny alina
Моя мечта ночью
Namany aho, nefa izaho tsy sahy
Я друг, но я не осмеливаюсь


Ilay endrika efa haiko tsianjery
Форма, которую я уже запомнил
Vitako sary an tsaina, tsy an-kijery
Я могу сделать это фотографию
Na mitabataba aza ny tontolo
Даже если мир шумит
Na takona aza aho, tsy ho ahoako akory
Я или я прячусь, я никогда не сделаю
Fa ny hanitrany ampy ahy hanimbolo
За мои сладкие запахи сделают


Dia ity fo manontany, injao ny saina hamaly (hoe aleoko miandry hatrany)
Это сердце просит, исследует разум, чтобы ответить (я бы предпочел ждать)
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany...
Он все еще должен знать там ...


Ho reny manakoako any
Я буду мамой, чтобы сделать это
ny fitempon'ny foko
Мое сердце дышит
An-tsaina fotsiny izy aloha mba ho fihiniko Rehefa eo izy, izaho mody tony, Nefa tsy te hiala eo intsony
Он просто думал сначала мне, когда был там, я был спокоен, но он никогда не хотел уходить


Vizana ihany anefa indraindray Ty fo tokana mitempo iray Te-hamoak'izay mba faniriana Ny ho very namana anefa no ahiana Ny ho laviny koa mbola fahoriana
Время от времени, однако, одно сердце одного, служащего желанием потерять желание потерять друзей, подозревается в том, что он отклоняет слишком много неприятностей


Beranto/Beranto
Беранто / Беранто
Смотрите так же

AmbondronA - 6 - Tontolo faharoa

Все тексты AmbondronA - 6 >>>